Teny iditra | tsindry ladina | |
Singan-teny | tsindry ; ladina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Marcotage par couchage [1.13] | |
Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. Vient de tsindry : pression, contrainte. [1.196] | ||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |